plt_tn/luk/18/38.md

483 B

Koa

Ity teny ity dia manamarika hetsika vaovao izay nitranga nohon'ny zavatra hafa izay nitranga voalohany. Amin'ity, ny vahoaka nilaza ilay lehilahy jamba fa nandalo teo Jesosy.

niantso mafy

''nihiakiaka mafy''

Zanak'i Davida

Jesosy dia taranak'i Davida, mpanjaka manan-danja indrindra an'Isiraely.

mamindrà fo amiko

''hampisehoy fangorahana aho''

Ireo izay nandeha nialoha

''Ireo olona izay nandeha nanoloana ny vahoaka''

mba hangina

''mba tsy hikiakiaka''