plt_tn/luk/17/07.md

867 B

Fa iza aminareo ... ka hiteny aminy ... mipetraha mba hihinana'?

Jesosy mametra-panontaniana ireo mpianany mba hanampiana azy ireo hieritreritra momban'ny andraikitry ny mpanompo. DH: ''Fa ianareo rehetra ... tsy hiteny aminy ... mipetraha mba hihinana''

mpanompo miasa tany na miandry ondry

''mpanompo izay miasa ny taninao na mikarakara ny ondrinao''

Fa tsy hiteny aminy ve izy hoe ... mihinana sy misotro?

Jesosy mampiasa fanontaniana fanindroa hanazavana ny fomba hitondran'ireo mpianatra ny mpanompo raha ny marina. DH: ''Azo antoka fa hiteny azy izy hoe ... mihinana sy misotro?

asio fehikibo manodidina ny ankanjonao dia manompoa ahy

"miankanjoa tsara ary karakarao aho.'' Ny olona dia mamatotra tsara ny ankanjon'izy ireo manodidina ny valahany mba tsy hamingana azy ireo ny ankanjony rehefa miasa.

Dia avy eo

''Avy eo ianao manompo ahy''