plt_tn/luk/17/03.md

20 lines
614 B
Markdown

# Raha manota ny rahalahinareo
Ity dia fanambarana izay miresaka momban'ny hetsika izay mety hitranga amin'ny ho avy.
# ny rahalahinareo
Ny ''rahalahy'' eto dia nampiasaina amin'ny hevitra hoe olona mitovy finoana. DH: ''namana mpino''
# teneno mafy izy
"teneno mafy izy fa diso ny nataony'' na ''ahitsio izy''
# raha manota aminao impito izy
Ity dia zavatra ho avy. Mety tsy hitranga mihintsy izany, fa na dia mitranga aza, dia Jesosy milaza amin'ny olona mba hamela.
# impito ao anatin'ny andro
Ny isa 7 ao amin'ny Baiboly dia famantarana ho an'ny fahafenoana. DH: ''imbetsaka ao anatin'ny andro iray''