plt_tn/luk/15/11.md

478 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manomboka milaza fanoharana hafa. Izany dia momban'ny tovolahy iray izay mangataka ny anjara lovany amin'ny rainy.

Nisy lehilahy iray

Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny fanoharana.

omeo ahy

Tian'ilay zanaka lahy omen'ny rainy azy avy hatrany izany.

ny anjara harena izay tokony ho ahy

"ny anjara amin'ny harenao izay nomaninao ho raisiko rehefa maty ianao"

tamin'izy ireo

"tamin'ireo zanany roa lahy"