24 lines
836 B
Markdown
24 lines
836 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Tsy fantatsika hoe aiza ho hitrangan'ity; fa indray andro fotsiny raha nampianatra Jesosy.
|
|
|
|
# Ary
|
|
|
|
Ity dia manamarika ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara.
|
|
|
|
# ireo mpamory hetra rehetra
|
|
|
|
Ity dia fanatomboana resaka mba hilazana fa betsaka tamin'izy ireo no teo. DH: "mpamory hetra maro"
|
|
|
|
# Io lehilahy io dia mandray mpanota
|
|
|
|
"Ity lehilahy ity dia mamela ireo mpanota ho eo anatrehany" na "ity lehilahy ity dia mifandray amin'ny mpanota"
|
|
|
|
# io lehilahy io
|
|
|
|
Izy ireo dia niresaka momban'i Jesosy.
|
|
|
|
# miara-mihinana amin'izy ireo mihintsy aza
|
|
|
|
Ny teny hoe "mihintsy aza" dia mampiseho fa izy ireo dia mieritreritra fa ratsy tokoa ny namelan'i Jesosy ny mpanota hanatona Azy, fa mbola ratsy indrindra ny hiarahany misakafo amin'izy ireo.
|