plt_tn/luk/13/31.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no hetsika vaovao ao amin'ny fizarana manaraky ny tantatra. Jesosy mbola eny amin'ny lalany mankany Jerosalema, raha miresaka Aminy momban'i Heroda ireo Fariseo sasany.

Taoriana kelin'izany

"Taoriana kely rehefa tapitra ny resak'i Jesosy"

Mandehana ilaozy ny eto satria te-hamono Anao Heroda

Adikao toy ny fampitandremana an'i jesosy ity. Izy ireo dia nanome soso-kevitra Azy mba hankany amin'ny toeran-kafa.

Te-hamono Anao Heroda

Heroda dia hibaiko olona hamono an'i Jesosy. DH: "Te-handeha ireo lehilahiny Heroda mba hamono Anao"

izany amboahaolo izany

Nantsoin'i Jesosy hoe amboahaolo Heroda. Ny amboahaolo dia alika-dia kely. Ireo dika azo atao: 1) Tsy ampy hamapatahotra mihintsy Heroda 2) Heroda dia fitaka.

Na inona na inona mitranga

"na dia izany aza"

tsy azo ekena ny famonoana ny mpaminany lavitra an'i Jerosalema

Ireo mpitarika Jiosy dia nilaza ny hanompo an'Andriamanitra. Kanefa ny razamben'izy ireo namono ireo mpaminanin'Andriamanitra maro tao Jerosalema, ary Jesosy nahafantatra fa hamono Azy any koa ireo. DH: "any Jerosalema no amonoan'ny mpitarika Jiosy ireo mpitondra ny hafatr'Andriamanitra"