plt_tn/luk/13/22.md

975 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jesosy mamaly fanontaniana amin'ny fampiasana sariteny momban'ny fidirana ny fanjakan' Andriamanitra.

Jesosy dia nandeha nitety ny tanàna sy ny vohitra tsirairay ... nampianatra azy ireo

Ity dia fampahafantarana fototra izay milaza ny nataon'i Jesosy rehefa niseho ity hetsika ity.

moa ve vitsy ny olona no ho vonjena?

DH: "Olona vitsy ihany ve no ho vonjen' Andriamanitra?"

Miadia ny hiditra ny varavarana tery ianareo

"miasà mafy mba hidirana amin'ilay varavarana tery." Jesosy miresaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra toy ny hoe varavarana kely mankao an-trano izany.

varavarana tery

Ny zava-misy hoe tery ilay varavarana dia milaza fa sarotra ny fidirana amin'izany.

maro no te-hitsofoka, fa tsy ho afaka ny hiditra

Ity dia milaza fa tsy ho afaka ny hiditra izy ireo nohon'ny hasarotan'ny fidirana. Ny andininy manaraka dia manazava ilay fahasarotana.