28 lines
1010 B
Markdown
28 lines
1010 B
Markdown
# Na ireny
|
|
|
|
Ity dia ohatra faharoan'i Jesosy amin'ny olona izay nijaly. DH: "diniho ireo" na "eritrereto ny momba ireo"
|
|
|
|
# olona valo ambin'ny folo
|
|
|
|
"olona 18"
|
|
|
|
# Siloama
|
|
|
|
Ity dia anaran'ny faritra iray ao Jerosalema.
|
|
|
|
# mieritreritra ve ianareo fa tena mpanota ratsy ... Jerosalema ireny?
|
|
|
|
"manaporofo ve izany fa mpanota kokoa noho ... Jerosalema ireny?" Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hijerena ny fahazoan'ireo olona. DH: "aza mieritreritra hoe mpanota kokoa ... Jerosalema ireny"
|
|
|
|
# tena mpanota ratsy
|
|
|
|
Ireo vahoaka dia nilaza fa maty tamin'izany fomba mahatsiravina izany izy ireo satria tena mpanota indrindra. DH: "maty izy ireo satria tena mpanota ratsy indrindra"
|
|
|
|
# ireo lehilahy hafa
|
|
|
|
"olona hafa." Fiantsoana amin'ny ankapobeny ny olona ity teny ity eto.
|
|
|
|
# Tsia, hoy Aho
|
|
|
|
Ety ny "hoy Aho" dia manamafy hoe "tsia." DH: "Azo antoka fa tsy maty nohon'ny maha-mpanota azy ireo kokoa izy ireo." na "diso ianareo mieritreritra fa ny fijalian'izy ireo dia manaporofo fa mpanota kokoa izy ireo"
|