plt_tn/luk/12/51.md

814 B

Mihevitra ve ianareo fa tonga Aho mba hitondra fiadanana eto an-tany?

Ny olona nanantena ny Messia hitondra fiadanana ho azy ireo amin'ireo fahavalony. Mbola tsy hanao izany aloha Jesosy izao. DH: "Tsy tokony hieritreritra ianareo hoe tonga hitondra fiadanana eto an-tany Aho"

fa fisarahana aza

"fa tonga hitondra fisarahana aho" na "ny olona dia hizarazara satria tonga Aho"

fisarahana

"fanoherana" na '"fifandirana"

hisy dimy ao amin'ny trano iray izay hisaratsaraka

Ity dia ohatra amin'ny karazana fizarazarana izay hisy eo amin'ny fianakaviana.

hisy dimy ao amin'ny trano iray

Mety hanampy ny filazana fa maneho ny olona ity. DH: "hisy olona dimy ao amin'ny trano iray'"

hanohitra

"Mety hanampy ny fampiasana fehezanteny lava isak'ireo fisehoan-javatra ireo. DH: "hisaraka manohitra ny"