plt_tn/luk/12/41.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ao amin'ny andininy faha 42, dia manomboka miteny fanoharana hafa Jesosy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha 41, dia misy fihatoana ao amin'ny andalan-tantara raha manontany fanontaniana an'i Jesosy momban'ilay fanoharana teo aloha Petera.

Iza ary no ... amin'ny fotoana mety?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hamaliana an-kolaka ny fanontanian'i Petera. Nanantena ireo te-ho mpitantana mahatoky Izy mba hahazo fa ilay fanoharana dia momban'izy ireo.

mpitantana mahatoky sy hendry

Jesosy miteny fanoharana hafa momban'ny tokony hapa-olo-mahatoky ireo mpanompo eo am-piandrasana ny tompon'izy ireo hiverina.

izay ho tendren'ny tompony ho ambonin'ireo mpanompony hafa

"izay hampiandraiketin'ny tompony ireo mpanompony hafa"

Sambatra izany mpanompo izany

"ahoana ny hatsaran'izany ho an'izany mpanompo izany"

izay hitan'ny tompony manao izany rehefa tonga izy

"raha hitan'ny tompony manao izany asa izany izy rehefa miverina ny tompony''

Lazaiko marina aminareo

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe tokony hifantoka amin'izay ho lazaina eo izy ireo.

ho tendreny hanapaka ny fananany rehetra izy

"hametraka azy hiandraikitra ny fananany rehetra"