plt_tn/luk/12/27.md

1.1 KiB

hevero ireo lilia_manao ahoana ny faniriny

"eritrereto ny fomba fitombon'ny lilia"

lilia

Ny lilia dia voninkazo mahafinaritra izay maniry eny an-tsaha. Raha tsy manana teny ho an'ny lilia ny fiteninao, dia afaka mampiasa anarana voninkazo hafa ianao na adikao fotsiny hoe "voninkazo"

na mamoly

Ny dinagana fanaovana kofehy ho an'ny akanjo dia antsoina hoe "mamoly." DH: "tsy manao kofehy izy ireo mba hanaovana akanjo"

Solomona tamin'ny voninahiny manontolo

''Solomona izay nanan-karena" na ''Solomona izay nitafy ankajo soa"

Raha tafian'Andriamanitra tahaka izany ireo ahitra eny an-tsaha

"Rah omen'Andriamanitra akanjo soa tahaka izany ireo ahitra eny an-tsaha" DH: "Raha ataon'Andriamanitra mahafinaritra tahaka izany ireo ahitra eny an-tsaha"

ariana any anaty fatana

DH: "atsipin'ny olona ao anaty fatana izany"

toy ny ahoana ny hanafiany anareo mihoatra lavitra noho izany

Ity dia fanamafisana fa tsy fanontaniana. Jesosy manamafy fa hiahy tsara ny olona Izy ary tsara lavitra noho ny ataony amin'ny ahitra aza. DH: "Hampitafiany tsara lavitra aza ianareo"