plt_tn/luk/12/16.md

664 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy ny fampianarany amin'ny filazana fanoharana.

Avy eo Jesosy nanao fanoharanan tamin'izy ireo

Jesosy dia mety mbola niresaka tamin'ny vahoaka iray manontolo.

namokatra be

"namokatra vokatra tsara"

Inona no ho ataoko, fa tsy manana toerana hitahirizana ireo vokatro aho?

Ity fanontaniana ity dia manome taratra izay noeritreritin'ilay lehilahy. DH: "Tsy fantatro izay hatao, satria tsy manana toerana lehibe ampy hitahirizana ny vokatro rehetra aho!"

hiteny amin'ny fanahiko aho

"hiteny amin'ny tenako"

Ry fanahy, ianao dia manana

Ilay lehilahy dia miresaka amin'ny tenany. DH: "Izaho dia manana"