plt_tn/luk/12/06.md

20 lines
744 B
Markdown

# Tsy hamidy farantsa kely roa ve ny tsintsina dimy?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ireo mpianatra. DH: "fantatrareo fa ny tsintsina dimy dia hamidy farantsa kely roa fotsiny"
# tsy misy iray amin'ireny izay adino eo imason' Andriamanitra
DH: "Andriamanitra dia tsy manadino ireny mihintsy"
# fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa
DH: "Fantatr'Andriamanitra na dia ny isan'ny volo ao an-dohantsika aza."
# Aza matahotra
Tsy nolazaina ny anton'ilay tahotra. Ireo dika azo atao: 1) "aza manahy izay mety hitranga aminao" na 2) "noho izany aza matahotra ny olona izay mety handratra anao"
# manan-danja mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo
"mendrika kokoa amin'Andriamanitra ianareo noho ny tsintsina maro"