plt_tn/luk/11/52.md

568 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny famalian'i Jesosy an'ilay mpampianatra Jiosy.

nalainareo ny fanalahidin'ny fahalalana ... ary sakananareo ireo izay miditra

Jesosy miresaka momban'ny marin' Andriamanitra toy ny hoe trano izany ka tsy mety miditra ao ny mpampianatra ary tsy hamela ireo hafa hanana ny fanalahidy hidirana ao. Ity dia midika fa ireo mpampianatra dia tsy tena mahalala tsara an'Andriamanitra, ary manakana ny hafa hahafantatra Azy koa izy ireo.

tsy miditra ao ny tenanareo

"ny tenanareo mihintsy aza tsy miditra maka fahalalana ao"