plt_tn/luk/11/47.md

4 lines
297 B
Markdown

# koa vaolombelona ianareo ary manaiky
Jesosy miteny mafy ireo Fariseo sy mpampianatra ny lalàna. Fantatr'izy ireo ny famonoana ireo mpaminany, fa tsy nanameloka ireo razamben'izy ireo nohon'ny famonoana azy ireo. DH: "Noho izany, raha tokony hiapanga azy ireo, dia nanamafy sy nanaiky ianareo"