plt_tn/luk/11/37.md

438 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Jesosy dia nasaina hihinana ao amin'ny tranon'ny Fariseo iray.

any an-tranony

Ity dia maneho ny tranon'ilay Fariseo.

nisasa

Ireo Fariseo dia nanana fitsipika hoe ny olona dia tsy maintsy manasa ny tanan'izy ireo mba ho madio ara-pomba eo imason'Andriamanitra. DH: "nanasa ny tanany" na ''nanasa ny tanany mba hadio araka ny fanao"