plt_tn/luk/11/24.md

706 B

toerana tsy misy rano

Ity dia maneho ny "tany rava" izay fandehandehanan'ny fanahy ratsy.

Rehefa tsy mahita

"Rehefa tsy mahita fitsaharana eny ilay fanahy ratsy"

trano niaviako

Ity dia maneho ny olona izay efa nipetrahany nahazatra. DH: ''ny olona mahazatra ahy ny mipetraka ao aminy!"

mahita izany trano izany madio sy voalamina

Ity sariteny ity dia miresaka momban'ny olona toy ny hoe trano voadio sy voalamina izy ireo. DH: "mahita fa ilay olona dia toy ny trano izay nodiovin'ny olona sy nalamina, fa namela izany tsy misy na inona na inona."

ratsy kokoa noho ilay voalohany

Afaka ampiana ilay fanazvana tsy ampy. DH: "ratsy kokoa noho ny nahitana azy talohan'ny nialan'ilay fanahy"