24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Tapitra ny fampianaran'i Jesosy ireo mpianany ny momban'ny vavaka.
|
|
|
|
# Iza aminareo raim-pianakaviana ... trondro?
|
|
|
|
Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hampianarana ireo mpianany. Afaka soratana toy ny fanambarana ihany koa izany. DH: "Tsy misy aminareo raim-pianakaviana ... trondro"
|
|
|
|
# Na raha mangataka ... maingoka ve izy?
|
|
|
|
Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hampianarana ireo mpianany. Afaka soratana toy ny fanambarana koa izany. DH: "Ary ianareo dia tsy hanome azy maingoka mihintsy raha atody no angatahiny"
|
|
|
|
# maingoka
|
|
|
|
Ny maingoka dia mitovitovy amin'ny hala, fa misy rambo ary manana fanindromana misy poizina. Raha tsy fantatra any amin'izay misy anareo ny maingoka, dia afaka adikanareo hoe "hala misy poizina" izany.
|
|
|
|
# raha ianareo ratsy fanahy aza mahay
|
|
|
|
"satria ianareo ratsy fanahy mahay" na "na dia mpanota aza ianareo, dia mahay"
|
|
|
|
# ohatrin'ny ahoana ny alehiben'ny Fanahy Masina homen'ny Rainareo any an-danitra ho an'ireo izay mangataka aminy?
|
|
|
|
Mbola mampiasa fanontaniana indray Jesosy hampianarana ireo mpianany.
|