plt_tn/luk/11/01.md

526 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy mampianatra ireo mpianany mba hivavaka.

Dia izao no nitranga

Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fanaovana izany ny fiteninao, dia ampiasao eto izany.

rehefa nivavaka ... nisy iray

Mety ho mitombona kokoa ny mametraka hoe rehefa vita ny vavak'i Jesosy vao nanontany ireo mpianatra. DH: "fa Jesosy nivavaka tao amin'ny toerana iray. Rehefa vita ny vavaka nataony, dia nisy iray"