plt_tn/luk/10/01.md

804 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy maniraka olona 70 fanampiny hialoha Azy. Ireo 70 ireo dia miverina amim-pifaliana, ary Jesosy mamaly amin'ny dera ho an'ny Rainy any an-danitra.

Ary

Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hetsika vaovao ao amin'ny tantara.

nandefa azy ireny tsiroaroa

"naniraka azy ireo vondrona tsiroaroa" na "naniraka azy ireo ho olona roa isakin'ny vondrona"

Hoy Izy tamin'izy ireo hoe

DH: "Izao no nolazainy azy ireo" na "Milaohan'ny nandehanan'izy ireo dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe"

Be ny vokatra, fa vitsy ny mpiasa

"Misy vokatra be, fa tsy ampy ny mpiasa hitondra izany." Ny tian'i Jesosy lazaina dia hoe betsaka ny olona vonona hiditra ao amin'ny fanjakan' Andriamanitra, fa tsy ampy ny mpianatra mandeha mampianatra sy manampy ny olona.