plt_tn/luk/09/57.md

695 B

olona iray

Tsy iray amin'ireo mpianatra ity.

Ny amboahaolo manan-davaka ... tsy manana toerana asiana ny lohany

Jesosy dia mamaly amin'ny ohabolana mba hampianarana ny lehilahy izay ho mpianany. Jesosy dia milaza fa raha hanaraka Azy ny lehilahy iray, dia mety tsy hanana trano io lehilahy io. DH: "Ny amboahaolo manan-davaka ... tsy manana toerana asiana ny lohany. Noho izany aza manantena hanana trano"

vorona eny an-danitra

"vorona manidina eny amin'ny habakabaka"

Tsy manana toerana asiana ny lohany

"tsy manana toerana hampakan'aina ny lohany" na "tsy manana toerana hatoriana." Jesosy dia manitatra mba hatongavana any amin'ny hoe tsy voaray hipetraka na aiza na aiza Izy.