plt_tn/luk/09/34.md

29 lines
935 B
Markdown

# Teo am-pitenenana izany izy
"raha niteny ireo zavatra ireo Petera"
# natahotra izy ireo
Ireo mpianatra efa lehibe ireo dia tsy natahotra rahona. Ity fehezanteny ity dia manondro fa nisy karazan-tahotra sasany tsy mahazatra tonga tamin'izy ireo niaraka tamin'ilay rahona.
DH: "raiki-tahotra izy ireo"
# niditra tao amin'ilay rahona
DH: "nanodidina azy ireo ny rahona"
# Nisy feo nivoaka avy tany amin'ilay rahona
Mazava fa ilay feo dia tsy an'iza fa an' Andriamanitra. DH: "Andriamanitra niresaka tamin'izy ireo avy tao amin'ilay rahona"
# Zanaka Lahiko
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
# Ilay iray izay voafidy
DH: "Ilay iray nosafidiako" na "nosafidiako Izy"
# nitazona ny fahanginany izy ireo ary tsy niteny na tamin'iza na iza
Ny fehezanteny voalohany dia maneho ny valin-teny avy hatranin'izy ireo, ary ilay faharoa dia maneho izay nataon'izy ireo nandritr'ireo andro manaraka.