plt_tn/luk/09/28.md

8 lines
441 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Valo andro taorian'ny nitenenan'i Jesosy ireo mpianany fa ny sasany dia tsy ho faty mialohan'ny hahitan'izy ireo ny fanjakan' Andriamanitra, dia niakatra tany an-tendrombohitra Jesosy mba hivavaka miraka amin'i Petera, Jakoba, ary Jaona izay resi-tory avokoa raha niova endrika manjopika Jesosy.
# ireo teny ireo
Ity dia maneho izay nolazain'i Jesosy tamin'ireo mpianany tao amin'ny andininy teo aloha.