plt_tn/luk/09/05.md

599 B

Na aiza na aiza tsy handraisan'izy ireo anareo

"Izao no tokony hataonareo any amin'ny toerana izay tsy handraisan'ny olona anareo"

ahintsano hiala amin'ny tongotrareo ny vovoka mba ho fijoroana vavolombelona anoherana azy ireo

Ny hoe "ahintsano hiala amin'ny tongotrareo ny vovoka" dia fomba fiteny maneho fanilihana mafy amin'izany kolontsaina izany. Izany dia mampiseho fa tsy nilain'izy ireo hitoetra ao amin'izy ireo na dia ny vovok'izany tanàna izany aza.

lasa izy ireo

"nandao ilay toerana nisy an'i Jesosy izy ireo"

teny rehetra teny

"teny amin'izay rehetra nalehan'izy ireo"