plt_tn/luk/08/45.md

679 B

manodidina Anao ny vahoaka ... manery Anao izy ireo

Amin'ny fitenenana ity, Petera dia milaza fa mety nakasika an'i Jesosy avokoa ny olona rehetra. DH: "feno olona maro manodidina Anao ary manery Anao, noho izany dia mety nikasika Anao avokoa ny tsirairay tamin'izy ireo!"

Nisy nikasika Aho

Mety hanampy ny fanavahana ny "kasika" niniana natao sy ny kasika tsy nahin'ny olona. DH: "Fantatro fa nisy olona ninia nikasika Ahy"

fantatro fa nisy hery niala avy tato amiko

Jesosy tsy nahavery ny heriny na hoe lasa malemy, fa ny heriny no nanasitrana ilay vehivavy. DH: "Fantatro fa nisy hery fanasitranana nivoaka avy tao anatiko" na "tsapako nanasitrana olona ny heriko"