plt_tn/luk/08/38.md

530 B

Ilay lehilahy

Ireo hetsika ao amin'ireto andininy ireto dia nitranga talohan'ny nandehanan'i Jesosy tao amin'ny sambo. Mety hanampy ny fametrahana ity eny am-boalohany. DH: "Mialohan'ny nandehanan'i Jesosy sy ireo mpianany, dia ... ilay lehilahy" na "mialohan'ny niondranan'i Jesosy sy ireo mpianany an-tsambo, dia .. ilay lehilahy"

any an-tranonao

"any amin'ny fianakavianao"

manomeza tatitra feno momba izay nataon' Andriamanitra taminao

"ary lazao azy ireo ny zavatra rehetra momba izay vitan'Andriamanitra ho anao"