plt_tn/luk/08/26.md

704 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy sy ireo mpianany tonga an-tanety tao Gerasena izay namoahan'i Jesosy demonia maro avy tao amin'ny lehilahy iray.

tandrifin'ny farihin'i Galilia

"teny am-pitan'ny farihin'i Galilia"

lehilahy iray avy ao amin'ny tanàna

"lehilahy iray avy ao amin'ny tanànan'i Gerasena"

lehilahy iray avy ao amin'ny tanàna izay nisy demonia

Nisy demonia ilay lehilahy; fa tsy ilay tanàna no nisy demonia. DH: "lehilahy iray avy ao amin'ny tanàna, ary io lehilahy io dia nisy demonia"

izay nisy demonia

"izay nanjakan'ny demonia"

Ary efa ela izy no tsy niakanjo ... fa teny amin'ny fasana

Ity dia fampahafantarana fototra momban'ilay lehilahy nisy demonia.