plt_tn/luk/06/45.md

24 lines
963 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy mampitaha ny eritreritr'ny olona iray amin'ny harena tsara na ratsin'izy ireo. Ireo eritreritra tsaran'ny olona tsara dia miteraka hetsika tsara. Ireo eritreritra ratsin'ny olon-dratsy dia miteraka hetsika ratsy.
# Ny olona tsara
Ny teny hoe "tsara" eto dia maneho ny fahamarinana na hatsaran'ny fitondran-tena.
# harena soan'ny fony
"ireo zavatra tsara izay tahiriziny ao am-pony" na '"ireo zavatra tsara izay omeny lanja"
# mamokatra izay tsara
Ny famokarana izay tsara dia sariteny ho an'ny fanaovana izay tsara. DH: "manao izay tsara"
# ny haren-dratsin'ny fony
"ireo zavatra ratsy izay tahiriziny ao am-pony" na "ireo zavatra ratsy izay omeny lanja"
# izay aloaky ny fony no tenenin'ny vavany
Ny hoe "vavany" dia maneho azy mampiasa ny vavany. DH: "izay eritreretiny ao am-pony dia miantraika amin'izay lazainy amin'ny vavany" na "izay omeny lanja ao am-pony dia mamaritra izay lazainy amin'ny vavany"