plt_tn/luk/06/38.md

346 B

dia omena ianareo

Jesosy tsy niteny hoe iza no hanome. Ireo dikany azo atao: 1) "Hisy olona hanome anareo izany" na 2) "Homen'Andriamanitra anareo izany"

hamaharana anareo toy izany koa

Jesosy tsy niteny mazava tsara hoe iza no hamahatra. Ireo dikany azo atao: 1) "hamahatra anareo koa ny olona" na 2) "hamahatra anareo koa Andriamanitra"