plt_tn/luk/06/31.md

12 lines
597 B
Markdown

# Tahaka izay tianao hataon'ny olona aminao, dia tokony hataonao amin'izy ireo koa izany
Amin'ny fiteny sasany dia mety tsotra kokoa ny mamadika ny filaharan'izany. DH: "Tokony ataonao amin'ny olona izay tianao ataon'izy ireo aminao"
# Inona no soa ho azonao amin'izany?
"Inona no valisoa ho azonao?" na "Inona no dera ho azonao amin'ny fanaovana izany?" DH: "Tsy hahazo valisoa amin'izany ianao" na "Tsy hanome valisoa anao amin'izany Andriamanitra"
# mba ahazoana torak'izany koa
Ny lalàn'i Mosesy dia nandidy ireo Jiosy mba tsy haka tombon-tsoa amin'ny vola izay nifampindramin'izy ireo.