plt_tn/luk/05/33.md

1007 B

Dia hoy izy ireo taminy hoe

"Ireo mpitarika fivavahana tamin'i Jesosy"

Moa ve misy olona mahavita ... mitoetra eo amin'ireo ny mpampakatra?

Jesosy nampiasa ity fanontaniana ity mba hampieritreritra ny olona trangan-javatra izay efa fantatr'izy ireo. DH: "Tsy misy olona milaza ny havan'ny mpampakatra hifady hanina raha mbola mitoetra miaraka amin'izy ireo eo izy"

havan'ny mpampakatra

"vahiny" na ''namana." Ireo dia namana izay mankalaza miaraka amin'ny lehilahy izay hanambady.

mampifady hanina ny havan'ny mpampakatra

Ny fifadiana dia famantarana ny alahelo. Ireo mpitarika fivavahana dia nahatakatra fa tsy hifady hanina ireo mpanatrika ny fanambadiana raha mbola miaraka amin'izy ireo eo ny mpampakatra.

Fa ho avy ny andro izay

"tsy ho ela"

hanesorana ny mpampakatra eo amin'izy ireo

Jesosy dia mampitaha ny tenany amin'ny mpampakatra, ary ireo mpianatra no mpanatrika. Tsy nanazava ilay sariteny Izy, noho izany rehefa ilaina ihany vao tokony hanazava izany ny fandikan-teny.