plt_tn/luk/05/29.md

28 lines
1004 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Teo am-pisakafoana, dia niresaka tamin'ireo Fariseo sy mpanora-dalàna Jesosy.
# tao an-tranony
"tao an-tranon'i Levy"
# tamin'ireo mpianany
"mpianatr'i Jesosy"
# Nahoana ianao no mihinana ... olona mpanota hafa?
Ireo Fariseo sy mpanora-dalàna nametraka ity fanontaniana ity mba hilazana ny tsy fankasitrahan'izy ireo ny fiarahan'ireo mpianatr'i Jesosy misakafo miaraka amin'ny mpanota. DH: "Tsy tokony hihinana miaraka amin'ny mpanota ianareo!"
# mihinana sy misotro miaraka amin' ... olona mpanota
Ireo Fariseo sy mpanora-dalàna dia nino fa ny olona mpivavaka dia tokony hanasaraka ny tenan'izy ireo amin'ny olona izay raisin'izy ireo ho mpanota.
# ireo marary ihany
DH: "Ireo izay marary ihany no mila dokotera"
# olo-marina
Ny olona sasany dia mieritreritra fa marina. Jesosy naneho azy ireo tamin'ny fomba noeritreretin'izy ireo momba azy ireo na dia fantatr'i Jesosy aza fa tsy marina izy ireo. DH: "Ny olona izay mieritreritra fa marina izy ireo"