16 lines
431 B
Markdown
16 lines
431 B
Markdown
# Rehefa nitsahatra niteny Izy
|
|
|
|
"Rehefa avy nampianatra ny olona Jesosy"
|
|
|
|
# nohon'ny teninao
|
|
|
|
"satria nasainao nataoko izao"
|
|
|
|
# nanao fihetsika
|
|
|
|
Lavitra loatry ny moron-drano izay ireo raha hiantso ka nanao fihetsika, mety hoe nanofanofa ny tanan'iy ireo
|
|
|
|
# nanomboka nilentika izy ireo
|
|
|
|
"nanomboka nilentika ilay sambo." Afaka lazaina mazava tsara ny anton'izany. DH: "nanomboka nilentika ny sambo satria navesatra ireo trondro"
|