plt_tn/luk/04/08.md

736 B

Fa Jesosy namaly ... voasoratra hoe

Ity dia milaza fa Jesosy nandà tsy hanao izay nangatahin'ny devoly. Mety hanampy ny filazana izany fehezanteny izany mazava tsara amin'ny mpihainonao. DH: "Fa Jesosy namaly hoe: 'Tsia, tsy hanompo anao Aho, satria voasoratra hoe'"

voasoratra hoe

DH: "Nosoratan'i Mosesy tao amin'ny Soratra Masina"

Hidera ny Tompo Andriamanitrao ianao

Jesosy dia nitanisa ny didy avy ao amin'ny Soratra Masina mba hilazana ny antony tsy hanompoany ilay devoly.

ianareo

Ity dia maneho ireo olona ao amin'ny Testamenta Taloha izay nandray ny lalàn' Andriamanitra. Afaka ataonao "ianao" ilay "ianareo" satria ny olona tsirairay no hankatoa.

Izy

Ny teny hoe "Izy" dia maneho ny Tompo Andriamanitra.