439 B
439 B
toerana avo
"tendrombohitra avo"
nomena ahy ireo
Ireo dikateny azo atao dia ny hoe "ireo" dia maneho ny 1) fahefana sy hatsaran'ireo fanjakana na 2) ireo fanjakana. DH: "Nomen' Andriamanitra ahy ireo"
raha miankohona ... manompo ahy
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovitovy. Afaka atamnbatra ireo. DH: "raha miankohoka manompo ahy Ianao"
ho lasanao izany
"Homeko anao ireo fanjakana rehetra ireo, miaraka amin'ny hatsarany"