plt_tn/luk/03/21.md

32 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manomboka ny asa fanompoany amin'ny fanaovany batisa.
# Ary
Ity dia manamarika ny fiantombohan'ny tranga vaovao ao amin'ny tantara.
# rehefa vita batisa avokoa ny olona rehetra
"rehefa nanao batisa ny olona rehetra Jaona." Ny fehezanteny hoe "ny olona rehetra" dia maneho ny olona nanatrika niaraka tamin'i Jaona.
# natao batisa
"nataon'i Jaona batisa Jesosy." Mety hisy hikorontana ny mpihaino sasany hoe nanao batisa Jaona rehefa nidin'i Heroda tao am-ponja izy ao amin'ilay andininy teo aloha. Raha izany, di mety hanampy ny filazana azy ireo fa nitranga talohan'ny nisamborana azy ity. Ny Baiboly sasany dia manisy izao any amin'ny fiantombohan'ity andininy ity hoe: "Fa talohan'ny nandefasana an'i Jaona tany am-ponja"
# natao batisa koa Jesosy
DH: "Jaona nanao batisa an'i Jesosy ihany koa"
# ny Fanahy Masina naka endrika ka nidina teo aminy
"nidina teo amin'i Jesosy ny Fanahy Masina"
# Ianao no Zanako, malalako
Andriamanitra Ray miresaka amin'ny zanany ("malalako"), Jesosy dia Andriamanitra ilay Zanaka, raha nidina teo amin'i Jesosy ilay Andriamanitra Fanahy. Ny olon'Andriamanitra dia mifankatia sy miara-miasa toy ny Ray, Zanaka, sy Fanahy.
# ny zanako, malalako
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.