12 lines
951 B
Markdown
12 lines
951 B
Markdown
# Ianareo ry taranaky ny menarana
|
|
|
|
Amin'ity sariteny ity Jaona dia mampitaha ny vahoaka amin'ny menarana, izay bibilava mahafaty sy mampidi-doza ary maneho ny ratsy. DH: "ianareo menarana ratsy misy poizina!" na "Ny olona dia tokony hiala lavitra aminareo toy ny handosiran'izy ireo menarana misy poizina!"
|
|
|
|
# Iza no nampitandrina anareo ... ho avy?
|
|
|
|
Tsy tena nanantena azy ireo hamaly izy. Niteny mafy ireo olona Jaona satria izy ireo nangataka azy hanao batisa azy ireo mba tsy ho sazian' Andriamanitra, satria tsy te-hijanona hanota izy ireo. DH: "Tsy afaka mandositra ny hatezeran' Andriamanitra toy izao ianareo" na "tsy afaka handositra ny hatezeran'Andriamanitra amin'ny fanaovana batisa fotsiny ianareo"
|
|
|
|
# ny fahatezerana izay ho avy
|
|
|
|
ny teny hoe "hatezerana" dia nampiasaina eto mba hanehoana ny sazin'Andriamanitra satria mialoha izany ny hatezerany. DH: "ny sazy izay alefan'Andriamanitra" na "ny hatezeran' Andriamanitra izay ho asehony"
|