plt_tn/luk/02/39.md

586 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Maria, Josefa, ary Jesosy dia nandao ny tanànan'i Betlehema ary niverina tany amin'ny tanàn-dehiben'i Nazareta ho an'ny fahazazany.

nasaina nataony araka ny lalàn'ny Tompo

DH: "izay notakian'ny lalàn'ny Tompo azy ireo ho atao"

ny tanànan'izy ireo any Nazareta

Ity fehezanteny ity dia midika fa nipetraka tany Nazareta izy ireo.

nitombo fahendrena

"lasa hendry kokoa" na "nianatra ny atao hoe fahendrena"

ny fahasoavan'Andriamanitra dia tao aminy

"nitahy ahy ny Tompo" na "Andriamanitra dia niaraka taminy tamin'ny fomba miavaka"