plt_tn/luk/02/33.md

1.0 KiB

ireo zavatra nolazaina mahakasika Azy

DH: "Ireo zavatra izay nolazain'i Simeona momba Azy"

niteny tamin'i Maria reniny

"niteny tamin'ny renin'ilay zaza, dia i Maria." Kendreo tsy ho afangaro hoe Maria no renin'i Simeona.

Indro

Simeona nampiasa ity fomba fiteny ity mba hilazana an'i Maria fa tena zava-dehibe izay ho lazaina eo.

ity zaza ity dia voatendry ho amin'ny fandavoana sy fanandratana ny olon'Israely maro

Ny teny hoe "fandavoana" sy "fanandratana" dia maneho ny fiviliana amin'Andriamnitra sy fanakekezana an'Andriamanitra. DH: "ity zaza ity dia hahatonga ny olona hihemotra amin' Andriamanitra na hisandratra akaiky amin' Andriamanitra"

ho famantarana izay nolavina

"ho hafatra avy amin'Andriamanitra izay ho toherin'ny olona maro"

hisy sabatra handoaka ny fanahinao

Ity sariteny ity dia mamaritra ny alahelo lalina izay tsapan'i Maria. DH: "hanaintaina ny alahelonao toy ny hoe sabatra nandoaka ny fonao"

mba ho voambara ny hevitry ny fo maro

ny hoe "fo" dia maneho ny olona. DH: "ho ambara ny hevitry ny olona maro"