plt_tn/luk/02/27.md

571 B

nankany

Ny fiteny sasany dia mety hiteny hoe "nandeha"

Notarihin'ny Fanahy

"araka ny nitondran'ny Fanahy azy"

tany an-tempoly

"teo amin'ny kianjan'ny tempoly." Ireo mpisorona ihany no afaka miditra ao an-tempoly.

ny ray aman-dreny

"ray aman-drenin'i Jesosy"

ny fomba ao amin'ny lalàna

"ny fomba ao amin'ny lalàn'Andriamanitra"

Ankehitriny avelao andeha am-piadanana ny mpanomponao

"mpanomponao aho; avelao aho andeha am-piadanana." Ny tenany ihany no lazain'i Simeona.

andeha

midika hoe "ho faty"

araka ny teninao

"araka izay nolazainao"