plt_tn/luk/02/25.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Rehefa tao an-tempoly Maria sy Josefa, dia nihaona tamin'ny olona roa: Simeona, izay nidera an'Andriamanitra sy nanao faminaniana momba ilay zaza, sy mpaminany vavy iray hoe Ana.
# Indro
Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba fitenenana izany ny fiteninao.
# marina sy mafana fo
Ireo teny saro-takarina ireo dia mety milaza hetsika. DH: "nanao izay ankasitrahan' Andriamanitra sy nankàtoa ny lalàn' Andriamanitra"
# fampiononana an'Israely
Ity dia manondro ireo fampiononana maro an' Israely rehefa tonga Mosesy. DH: "ilay iray izay hampionona an'Israely"
# to aminy ny fahahy
"niaraka taminy ny fanahy." Niaraka taminy tamin'ny fomba miavaka Andriamanitra ary nanome azy fahendrena sy lalana eo amin'ny fiainany.
# Nambaran'ny Fanahy Masina taminy
DH: "Ny Fanahy Masina nampiseho azy" na "Ny Fanahy Masina nilaza taminy"
# Tsy hahita fahafatesana mialohan'ny ahitany ny Kristin'ny Tompo izy
"hahita ny Mesian'ny Tompo izy mialohan'ny hafatesany"