plt_tn/luk/02/17.md

508 B

izay nolazaina azy ireo

DH: "izay nolazain'ny anjely tamin'ireo mpiandry ondry"

nitahiry ireny tao am-pony

ny tahiry dia zavatra tena manan-danja na sarobidy. Maria nandray ho tena sarobidy ireo zavatra nolazaina taminy momban'ny zanany lahy. DH: "nitadidy tsara ireny" na "nitadidy ireny am-pifaliana"

niverina

"niverina tany amin'ny toerana fiandrasan'ondry"

nanome voninahitra sy nankalaza an' Andriamanitra

Mitovitovy ireo ary manamafy ny hafalian'izy ireo tamin'izay vitan'Andriamanitra.