plt_tn/lev/26/03.md

496 B

manaraka ireo lalàko sy mitandrina ireo didiko ary mankato izany ianareo

Ireo dia fomba telo entina hilazana zavatra mitovy. Ireo dia manamafy fa ny olona dia tsy maintsy mankatò ny zava-drehetra izay nandidian'Yaveh hataon'izy ireo. DH: "Raha mankatò ny lalàko sy ny didiko ianareo"

manaraka ireo lalàko

Ny fitondrantena araka ny lalàna dia resahina toy ny hoe manaraka ny lalàny izy ireo. DH: "raha mitondratena araka ny lalàko ianareo" na "raha miaina araka ny lalàko ianareo"