plt_tn/lev/25/11.md

465 B

Ho Jobily ho anao

"taona fiverenana amin'ny laoniny" na "taona mba hamerenanao ny tany." Ny olona mamerina ilay tany dia azo lazaina mazava. DH: "taona mba hamerenanao amiko ny tany"

Aoka ianao hihinana ny vokatra izay maniry ho azy ivelan'ireo saha

Yaveh dia tsy namela ny tompon'ny tany handrindra ny mpiasany sy ny vokatry ny taniny araka ny fanaony mandritra ny enin-taona hafa. Na izany aza, Izy dia namela ny tsirairay handeha ka hihinana izay hitany.