plt_tn/lev/23/03.md

626 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona amin'ny andro sy fotoana manokana.

ny andro fahafito dia Sabata fitsaharana tanteraka

Io dia zavatra izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka andavan'andro. Isaky ny aorian'ny enina andro izay ahafahan'izy ireo miasa, dia tsy maintsy mitsahatra izy ireo amin'ny andro fahefito.

fiombonana masina

Ny fangatahana ny fiombonan'ny Israely mba hanompo an'Andriamanitra amin'izany andro izany dia resahina toy ny hoe andro fiombonana izany andro izany, rehefa tsy maintsy miangona miaraka mba hanompo Ahy ianareo"