plt_tn/lev/23/01.md

238 B

ireo firavoravoana voatendry ho an'i Yaveh

Ireo diz firavoravoana izay notendren'ny Tompo araka ny fotoanany avy. Ny vahoaka dia nanaompo Azy amin'ireo firavoravoana ireo. DH: "ny firavoravoana ho an'i Yaveh" na "firavoravoan'i Yaveh"