plt_tn/lev/22/01.md

936 B

lazao izy ireo mba hitandrina ireo zavatra masin'ireo

"teneno izy ireo rehefa tsy tokony hanatona ny zavatra masina." Yaveh dia efa mby eo amin'ny fanoritsoritana ny fotoana mampaloto ny mpisorona iray ary tsy hamelàna azy hikasika ny zavatra masina.

hanimbazimba ny Anarako masina

Ny teny "manimbazimba" eto dia midika ho manetry. Ny teny "Anarana" dia mampiseho ny toetran'i Yaveh. DH: "manetry ny lazako" na "manetry Ahy"

amin'ny fara aman-dimbinareo

"manomboka izao"

kanefa maloto izy

Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

kanefa maloto izy

Ny mpisorona iray tsy afaka manompo an'Andriamanitra intony dia resahina toy ny hoe nesorian teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh izany olona izany, tahaka ny fandrovitan'ny olona iray singan-damba na rantsan-kazo avy amin'ny hazo iray. DH: "Izany olona izany dia tsy afaka ny hanompo amin'ny maha-mpisorona azy intsony"