plt_tn/lev/20/22.md

545 B

mba tsy handoa anareo ny tany izay nitondrako anareo mba honenanareo

Io andian-teny io dia manoritsoritra ny tany ho toy ny olona mandoa izay mandà sakafo ratsy. Raha tokony handoa sakafo ratsy, ilay tany dia mandà ireo vahoaka sy manaisotra azy ireo. Jereo ny nandikanao io sarin-teny io ao amin'ny 18:24. DH: "mba tsy handoa anareo ny tany izay hitondrako anareo"

Aoka tsy handeha ...ianareo

Ny fanaovana fanompoan-tsampy dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalan'izy ireo. DH: "aoka ianareo tsy hanaraka"

horoahiko

"esoriko"