plt_tn/lev/19/29.md

338 B

fa ho lavo amin'ny fijangajangana ny firenena ary ho feno faharatsiana ny tany

Eto, ny teny "firenena" sy ny "tany" dia mampiseho ny vahoaka izay monina ao. Ny olona maro manao fijangajangana sy asa ratsy hafa dia resahina toy ny hoe lavo na lasa feno ireo zavatra ireo. DH: "Ireo vahoaka dia hanao fijangajangana sy zava-dratsy maro"