plt_tn/lev/18/29.md

16 lines
683 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Mamarana ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ireo vahoaka i Yaveh.
# ireo olona ...dia ho esorina tsy ho eo amin'ny vahoakan'izy ireo
Ny olona izay voahiliky ny fiaraha-moniny dia resahina toy ny hoe nesorina teo amin'ny vahoakany, tahaka ny fandrovitana singan-damba iray na fanapahana rantsan-kazo iray hiala amin'ny vatan-kaz. DH: "ireo olona ...dia tsy hiara-honina amin'ny vahoakany intsony" na "aoka hosarahinareo amin'ny vahoakany ...ireo olona ireo"
# natao teto talohanareo
DH: "izay nataon'ny vahokaka teto mialohan'ny niavianareo"
# amin'ireo
Eto, ny "ireo" dia manondro ireo fomba maharikoriko"